• Zoma 12 Mey 2023
Fandriampahalemana.Daraina, Vohemar Nakorontan’ireo mpamaky fasana ny taolam-balon’ny maty

Tena mampihoron-koditra ny fihetsika hasehon’ireo mpamaky fasana any amin’ny distrikan’i Vohemar. Fasana tsy latsaky ny 4 omaly maraina no fantatra fa nisy namaky.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Ambavahaditokana Itaosy Maty voatsatok’antsy ilay mpitondra taxi-moto

Raha ireo mpitondra taxi moto hatrany teo aloha teo no voalaza fa mpitondra olona mitsoaka ary maka ny entana sy ny fananana rehetra entin’ilay olona dia efa lasibatry ny mpanendaka ihany koa izy ireny amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Vaky trano teny Anosizato Noraisim-potsin’ny polisy ilay jiolahy mbola nisaro-tava

Noraisim-potsiny noho ny mbola fanaovany sarotava na “cagoule” sy fitondrana fitaovana fanapitsihina trano na "barre à pince"

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Fitaterana anabakabaka Mandrangaranga grevy faobe indray ny ACM

Tsy mbola milamina hatramin’izao ny ACM (Aviation Civile de Madagascar) na teo aza ny fanendrena ireo mpikamban’ny filankevi-pitantanana nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 01 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Rongony mahery vaika Teratany Kameroney tratra tao Nosy Be nitondra 5kg

Rehefa tsy harem-pirenana toy ny volamena no mivoaka, dia zavamahadomenina mahery vaika no miditra na koa olona no mihitsy miondrana an-tsokosoko.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2023
Fandriampahalemana.HALATRA ZAZA TAO TOLIARA Izay vao niravona ny disadisa

Izay vao niravona ny olana naterak’ilay resaka halatra zaza menavava nitranga tao amin’ny klinika Raoelson ao Toliara,

Hamaky ny tohiny
FTT