• Alakamisy 29 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Ambilobe Nosoran’ny olona sakay ny mason’ilay mpangalatra moto

Lehilahy iray no tratra nangalatra moto tany amin’ny distrikan’Ambilobe, Faritra DIANA afak’omaly tokony tamin'ny 2 ora maraina. T

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Antaninanandro Tratra ny rain-dahiny amin’ny mpangalatra finday

Lehilahy iray 31 taona no tratra nanendaka teny amin’iny faritra Mascar sy Andravoahangy iny andro vitsy lasa izay. Findain’olona mpandalo no nalainy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Ambodin’Isotry Tovovavy mpianatra nendahina lehilahy roa

Lehilahy 02 no saron’ ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP4 Isotry teny amin’ny faritra Ambodin’Isotry ny Alarobia lasa teo raha mbola teo am-panendahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Boulevard de l’Europe Ankasina Mpanendaka 4 indray no tratra

Tratra teny amin’ny faritra 67ha iny ny andian-jatovo miisa efatra mpanendaka eny amin’ny lalam-baovao Boulevard de l’Europe Ankasina. Voakasik’izany avokoa ireo mpandeha an-tongotra eny amin’ny Madinox, lavage Ankasina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Antanimenakely Ampitatafika Jiolahy roa tratra taorian’ny fifampitifirana

Tokatranona mpivarotra iray no notafihan'ny jiolahy tao Antanimenakely ka lasa tamin'izany ny "01 télévision écran plat 32 pouces, 01 amplificateur, 01 lecteur de disque".

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Fanafihana mitam-basy Rangahy iray maty voatifitra, ramatoa vadiny tapa-tanana

Tokantranon’olon-tsotra iray no notafihin’ny jiolahy mitam-piadiana mahery vaika tao Tanambazaha Ambanja, faritra DIANA ny faran’ny herinandro iny. Valo lahy nirongo basy sy zava-maranitra

Hamaky ny tohiny
FTT