Fandriampahalemana

Fanendahana eny Ampasampito Lehilahy 2 voasambotra, tratra i Mainty


  • Alakamisy 19 Aogositra 2021

Lehilahy miisa 02, 19 taona sy 32 taona no saron’ny avy ao amin’ny boriborintany fahatelo nanendaka teny akaikin’ny tobim-piantsonan’ny taxibe 194 Ampasapito ny 13 aogositra lasa teo rehefa avy nanendaka.

 Tao anatin’ny hetsika manokana nataon’ny Polisy boriborintany fahatelo izay manao fanamiana sivily amin’ny ady hatao amin’ny asa fanendahana eny amin’ny faritra hiadidiany no nahazoana azy ireo. Mbola teo am-panaovana ny asa ratsiny ireto mpanendaka ireto no tra-tehaka. Nentina natao fanadihadiana teny anivon’ny biraon’ny polisy izy roalahy taorian’izany ka fantatra fa ny iray tamin’izy ireo dia izany antsoina hoe : « MAINTY » izany no anarany izay mpanendaka hikoizana eny amin’iny fokontany Ambatokaranana iny. Efa natolotra ny fampanoavana ny raharaha.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT