Ho an'ny faritra eto Antananarivo renivohitra kosa Dia miisa 1087 ireo Polisy hitandro ny filaminana. Idina ifotony eny amin'ireo Fiangonana isan-karazany izy ireo mandritran'ny fety ny 24 sy 25 desambra ho avy izao
. Ankoatra izay dia ho anao be midina eny amin'ireo toerana mahavory olona ny Polisy toy ny tsena izany . Ankoatra izay dia hanamafy ny fanentanana amin'ny fanajana ny fepetra amin'ny valan'aretina covid-19 ny Polisy satria ho maro ny olona mifamezivezy aminy maha fety ny andro. Ny fangatahana atao amin'ny olom-pirenena dia fanarahana ny torimarika omen'ny mpitandron'ny filaminana mba hianoka ao anatin’ ny fety lavitry ny korontana sy ny aretina ny vahoaka Malagasy.
Nangonin'i Pati
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.