Fampianarana

Asan’ireo injeniera elektronika Hazavaina etsy amin’ny IKM Atsahavola


  • Alarobia 13 Febroary 2019

Hatramin’ny omaly ary hifarana anio ny fampirantian’ireo mpianatra mpikaroka taona voalohany hatramin’ny fahadimy eo anivon’ny oniversite politekinika Vontovorona ireo tetikasany mandritry ny fianarany eny amin’ny anjerimanontolo.

 

 

 Ry zareo avy eo anivon’ny fikambanan’ny mpianatra eo anivon’ny Mention Eléctronique mivondrona ao anatin’ilay hoe PEEC moa no manatontosa izany etsy amin’ny IKM Antsahavola. Miisa 75 ireo mpianatra mpikaroka mandraty ny tetikasany. Tanjona kosany fanazavana ny asan’ny injeniera elektronika ankoatra ny fampirantiana ireo karazan’asa mety ho azo amin’ny fanarahana ity lalam-piofanana ity.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT