- Zoma 06 Novambra 2020
Fampianarana.Seces Antananarivo “Aoka tsy heverina ho toy ny tsy misy ny ezaka ety”
Araka ny tapaky ny fivoriamben’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra, sampana Antananarivo, omaly dia mila fijerena manokana izy ireo eo amin’ny fahalalahany maneho hevitra, araka ny lalàna manan-kery manaja ny “franchise universitaire”.
Hamaky ny tohiny