- Alarobia 08 Martsa 2023
Fampianarana.Tokony higadra tamin’ny aogositra Omaly vao nihatra ny didy momba ilay Sefo CISCO
Nitatitra ny fanadihadiana natao tamin’izy ireo tao amin’ny sampan-draharaha miady amin’ny kolikoly na PAC eto
Hamaky ny tohinyNitatitra ny fanadihadiana natao tamin’izy ireo tao amin’ny sampan-draharaha miady amin’ny kolikoly na PAC eto
Hamaky ny tohinyNamoaka fanapahan-kevitra omaly ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena mahakasika ny fampiatoana fampianarana eto amin’ny faritra Analamanga.
Hamaky ny tohinyNivoaka ny alarobia 08 febroary 2023 ny naoty mikasika ny tsy fisian’ny fandoavam-bola amin’ny fisoratana anarana
Hamaky ny tohinyNiravona omaly ny raharaha fahaverezana finday avo lenta I-Phone 11 tetsy amin’ny Lisea Andohalo, ary miverina amin’ny laoniny fampianarana.
Hamaky ny tohinyNamoaka fampahafantarana mitondra ny laharana 004/23/MESUPRES /CROU-A/DIR ny Ministeran'ny
Hamaky ny tohinyTafakatra 15 isa hatramin’ny omaly hariva ireo olona namoy ny ainy vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza Cheneso teto amintsika.
Hamaky ny tohiny