• Alakamisy 20 Jolay 2023
Fampianarana.Fiangavian’ny ministeran’ny fitaterana Tamin’ny 8 ora sy sasany alina ireo taxibe farany niasa

Taorian’ny olana nateraky ny fiparitahan’ny laza adina histo-geo mialoha tamin’ny tambazotran-tserasera facebook

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Jolay 2023
Fampianarana.Fanadinana Bakalorea Mpiadina 31 no tratra nitondra finday nisy valina laza adina

Nandritry ny fanatanterahana ny laza adina Filozofia omaly marainan’ny 17 jolay 2023,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Jolay 2023
Fampianarana.Bakalorea teny Ampitatafika Mpiambina fanadinana no tratra niketrika laza adin’ny mpianatra

Nahatratra 34 isa ny fanaovana hosoka sy fikasana hanao hosoka tra-tehaka tao anatin’ny andro voalohany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jolay 2023
Fampianarana.Mpianatra Malagasy any Chine Mandalo miala sasatra eto an-tanindrazana

Tafaverina eto Madagasikara tamin’ity herinandro ity ireo mpianatra Malagasy miisa 15 nahazo vatsim-pianarana avy amin’ny orinasa CRBC ary mianatra any Chine.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2023
Fampianarana.SECES Sampana Antananarivo «Tsy ekena ny fanesorana 10% ny volan’ny mpampianatra»

Tsy mitsahatra mampiaka-peo eo anatrehan’ny olan’ny fampianarana ambony ny Sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra na ny SECES.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Fampianarana.Fanadinana CEPE Hivoaka mialohan’ny fetim-pirenena ny vokatra

Hivoaka mialohan’ny fetim-pirenena 26 jona izay homarihina amin’ny alahady sy alatsinainy ho avy izao ny voka-panadinana CEPE,

Hamaky ny tohiny
FTT