Fampianarana

Tetikasa agri urbaine 90%-n’ny vehivavy sahirana no efa mampihatra azy


  • Zoma 07 Aprily 2017

Voalohany amin’ireo tanŕn-dehibe aty amin’ny oseanina indianina ary faha-9 aty Afrika nanasonia ilay fifanarahana momba ny politika ara-tsakafo na pacte politique alimentaire izay tetikasa iarahana ivontoerana misahana ny asa an-tanŕn-dehibe (IMV) ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

 Io omaly io no nanasonia izany ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ary naneho ny hafaliany ny amin’ny fanantenana fisiana firoboroboana bebe kokoa eo amin’izay fihariana an-tsakafo an-tanàn-dehibe izay. Marihina fa tafiditra ao anatin’ilay tetikasa agri urbaine izay efa natomboka ny taona 2011 izy ity. Ny 90%n’ireo vehivavy tena sahirana no efa mampihatra io fambolena an-tanàn-dehibe io ankehitriny.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • FanatsarĂ na ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT