Fampianarana

FAMINDRAN-TOERANA NY SG SEMPAMA Manazava ny minisitra Paul Rabary


  • Zoma 07 Aprily 2017

Tsy misy hifandraisany velively tamin’ny fanambarana nataon’ny SEMPAMA tamin’ny volana martsa lasa teo izay nilaza ny tsy fiarahany lalana amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena intsony, hoy ny minisitra Paul Rabary omaly ny famindran-toerana ny sekretera jeneraly Ramanahaka Bodo.

 Efa mahatratra 2.000 ankehitriny ireo mpiasan’ny minisitera iadidiany ka tsy maintsy apetraka ny fomba fiasa sy ny lamina hahafahana manaparitaka azy ireo, hoy hatrany izy. Ho an’ity sekretera jeneralin’ny SEMPAMA ity manokana dia nambarany fa tsy any Beraketa na Ihosy izy  no nafindra toerana fa eny anivon’ny fari-piadidiam-pampianarana eto Antananarivo  ihany izay vao mainka manakaiky kokoa ny asa sahaniny. Nomarihiny manokana moa fa tsy ity sekretera jeneralin’ny SEMPAMA ity ihany no voakasika fa tompon’andraikitra maro.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT