• Zoma 25 Aogositra 2023
Fanohizana fianarana. any ivelany Frantsa sy Kanada no tena be mpifidy

Maro ireo mpianatra malagasy te hanohy ny fianarany any am-pitan-dranomasina, raha ny fanazavan’ny avy eo anivon’ny Andafy study,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aogositra 2023
Salon des études universitaires et des formations. Hatao eny Tanjombato ny 24-25 aogositra

Hanomboka ny 24 sy 25 aogositra izao etsy amin’ny Analamanga Hotel Tanjombato ny andiany voalohany amin’ny antsoina hoe “Salon des études universitaires et des formations”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aogositra 2023
Fanohizana fianarana any ivelany. Frantsa sy Kanada no tena be mpifidy

Maro ireo mpianatra malagasy te hanohy ny fianarany any am-pitan-dranomasina, raha ny fanazavan’ny avy eo anivon’ny Andafy study, saingy olana ny ara-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aogositra 2023
Lisea HR Daniel Ambohipanja. “Azo hamokarana asa tsara ny taranja siantifika”

Rehefa miezaka dia mahita fahombiazana, hoy ny eo anivon’ny lisea HR Daniel Ambohipanja, Ankadikely Ilafy. Izahay moa tsy manana afa tsy safidy na “série” siantifika, hoy ireo mpitantana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aogositra 2023
Taranja siantifika. “Efa tokony ho mora ny mampita azy!”

Any amin’ny ambaratonga fototra dia efa somary manahirana ankehitriny ny fanomanana ny toe-tsain’ny ankizy ho tia ny taranja siantifika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aogositra 2023
Fampianarana.Mpianatra tenim-pirenena Rosianina Maniry ny hanamafisana ny fifandraisan’i Rosia sy Madagasikara

Fanampiana amin'ny ankapobeny mba hisin'ny filaminana aty Afrika, indrindra eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
FTT