• Alarobia 30 Aogositra 2023
Cellule de crise” SECES. “Fanjakana manaja ny firaisam-pirenena no vahaolana!”

Olana ara-drafitra samihafa no nangeja antsika malagasy hatramin’izay ka tsy nahafahana nampandroso mihitsy ny firenena,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aogositra 2023
Minisiteran’ny fampianarana ambony. Niantso fanohizana ny fampianarana

4 andro aty aorian’ny toe-draharaha teny Ankatso ny 24 aogositra 2023 no namoaka fanambarana ny Minisiteran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aogositra 2023
Voka-pikarohana. Tanora Malagasy Nahavita tafo mahazaka hafanana 600°C

Olana ho an'ireo mpanamboatra trano eto amintsika amin'ny ankapobeny ny hatezan'ny fitaovana hampiasaina toy ny tafon-trano...

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023
Fampianarana.Oniversiten'i Fianarantsoa Atsahatra 15 andro ny fampianarana

Noho ny fanatanterahana ny Lalaon'ny Nosy eto Antananarivo, ary mba mba hahafahan'ireo mpianatra mandray anjara amin'ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2023
Fikasihan-tanana mpianatra. “Tsy tokony ho vitavita fotsiny, sokafy ny fanadihadiana”

Manoloana ny fikasihan-tanana nahazo ireo zandry, zanaka, mpianatra teny ankatso anio alakamisy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2023
Fampianarana.Salon Madajeune Toamasina Maro ireo mpitsidika ho an’ny andro voalohany

Tontosa soa aman-tsara ny andro voalohany amin'ny ny hetsika “salon madajeune” teto Toamasina, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT