Faha 100 taonan’ny Lycée Jules Ferry

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy


  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023

Ny sabotsy teo no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana ny fankalazana

ny faha 100 taonan’ny Lycée Jules Ferry Faravohitra. Araka izany dia fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana no nanombohana ny hetsika. Mandritry ny 10 volana moa, raha tsiahivina, no hanatontosana ny fankalazana, hoy ny fanazavana. Hisy, noho izany, ny hetsika samihafa sy fametrahana tsangambato samihafa ho fanamarihana izao vanim-potoana tsy azo lalovam-potsiny eo amin’ny tantaran’ity lisea miankina amin’ny fanjakana isan’ny manana ny lazany sy namoaka olomanga maro teto amin’ny firenena ity manomboka eto, raha ny fanazavana hatrany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT