• Zoma 18 Aogositra 2023
Fampianarana.Nanenjana ny mpitsara bakalorea Nigrevy tsy nety nanao “délibération”…

Raha efa nivoaka ny valim-panadinana bakalorea tany amin’ireo faritany 3 ahitana an’I Fianarantsoa izay 57,89% ny taham-pahafahana, Antsiranana 66,32%,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Aogositra 2023
Fampianarana.Raharaha laza adina bakalorea Mifamahofaho, handeha fitsarana anio

Hiakatra fitsarana anio ny raharaha fanakorontanana ny fanadinam-panjakana bakalorea, tamin’ny alalan’ny fanapariahana sy fivarotana laza adina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Aogositra 2023
Fampianarana.Pr Jonah Ratsimbazamby Notolorana “Honoris Causa”

Notolorana ny diplaoma “Docteur Honoris Causa” mariboninahitra lehibe eo amin’ny tontolon’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny Pr Jonah Ratsimbazafy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Aogositra 2023
Fampianarana.Tahina Razafinjoelina « Mila mamokatra sy mamorona asa isika raha te handroso »

23 taona nampianarana teny amin’ny oniversite sy nampianarana ny informatika aho hoy i Tahina Razafinjoelina , raha nihaona tamin’ireo tanora mpianatra tao Fianarantsoa sy Antsirabe izy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aogositra 2023
Fampianarana.Fifaninanana “Hackthon Prototypeo” Laharana faharoa ny IT University

Tafiditra laharana faharoa tamin’ireo mpifaninana miisa 4 tao tao anatin’ny fifaninana « Hackhton Prototypeo »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aogositra 2023
Fampianarana.Salon de l’étudiant” an’ny Mada jeune Liana hianatra amin’ny oniversite tsy miankina ny tanora

Mizotra soa aman-tsara araka ny tokony ho izy ny hetsika “Salon de l'étudiant” andiany faha 4 izay karakarain’ny Mada Jeune ao Mahajanga,

Hamaky ny tohiny
FTT