Tanora eny amin’ny oniversite

Misedra risika maro anaty fampielezan-kevitra


  • Talata 26 Septambra 2023

Misedra risika maro anaty fampielezan-kevitra ny tanora eny amin’ny oniversite

rehefa tonga ny vanim-pitoam-pifidianana toy izao, hoy ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny Fleurs éveillées. Ao ireo tanora izay matetika ataon’ny mpanao politika fitaovana rehefa tonga izany propagandy izany, hoy ny fanazavana. Maro anefa ny fiantraikan’izany eo amin’ny fiainan’ireo tanora sy ny hoaviny. Antony io hiantsoan’ity fikambanana ity ireo tanora mba hiatrika ny foraoma natao hampahafantarana azy ireo ny andinindininy momba izany ny sabotsy 30 septambra izao ao amin’ny Amphi polytechnique Antsiranana ka anasana ireo tanora rehetra mihitsy izany, raha ny fampitam-baovaon’izy ireo hatrany.
J. Mirija
Sary fanehoana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT