• Zoma 08 Septambra 2023
Salon des études supérieures » faha-20. Manampy hatrany ireo tanora vao afaka bakalorea

Hifarana anio etsy amin’ny Akoor digue rehefa naharitra 2 andro ilay Salon des etudes Superieures andiany faha-20 karakarain’ny Madajeune.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Septambra 2023
Fidiran’ny mpianatra. Nisokatra ny Tsena fanantenana eny Ambohimirary

Taorian’ny fanampiana manokana ireo ray aman-dreny sahirana te hampiana-janaka kanefa tsy afa-manoatra dia

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Septambra 2023
Nanamafy ny greviny ny SECES. “Sorona noho ny tsy firaharahian’ny Fanjakana ny zana-bahoaka”

Nanamafy ny fitokonany indray ny SECES Sampana Antananarivo omaly. Nanao ny fanamiana “tose” sy t-shirt

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Septambra 2023
FIDIRAN’NY MPIANATRA. Mbola fifankahafantarana sy fanazarana aloha

Efa saika niditra nanomboka omaly Talata 05 Septambra avokoa ny ankamaroan’ireo mpianatra manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2023
SECES Antananarivo. “Mafy ny fampijaliana iniana ataon’ity fitondrana ity”

Nanao fanambarana omaly ny SECES Sampana Antananarivo fa in-efatra nangataka fihaonana tamin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Septambra 2023
Fampianarana.Fiakaran’ny saram-pianarana Maro ny mpianatry ny sekoly tsy miankina miala

Ahiana ho ny an-tsasa-manilan’ny mpianatra sisa no hiditra ny varavaran-tsekoly amin’ity taom-pianarana vaovao 2023-2024 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT