Fampianarana

Mpianatra afaka bakalorea 3% ihany no tafiditra amin’ny oniversite


  • Alarobia 14 Martsa 2018

Ambany dia ambany ny taham-pahafaham-pidiran’ny mpianatra malagasy afaka bakalorea eto amintsika ho amina rafitry ny oniversite eto Madagasikara raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra amina oniversite tsy miankina iray etsy Ambodifilao nandritry ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny fisokafan’izy ireo omaly.

 3% raha toa ka 70% ny any amin’ny tany mandroso. Enim-bolana aorian’ny fametrahana ny fangatahana alalana hisokatra anefa, raha ny fanazavan’izy ireo, vao mivaly ny fahazoan-dalana. Ho fitsinjovana ireo tsy manana fahafahana hidirana amina oniversite tsy miankina, indrindra, noho izany dia nivondrona ireto tompon’andraikitra nahatsiaro ho nahazo tombony tamin’ny fanampiana teo amin’ny fianarana ireto hanangana oniversite iray amin’ny sarany mora.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT