- Alakamisy 12 Jolay 2018
Fampianarana.Fampianarana sy fanabeazana Sahiran-tsaina tanteraka ny minisitra
Nivoaka tamin’ny fahanginany ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Horace Gatien omaly ary nilaza fa tsy maintsy handray andraikitra ny departemanta tarihany manoloana ny fiatoan’ny fampianarana ela loatra nateraky ny fitokonan’ny mpampianatra.
Hamaky ny tohiny