• Alarobia 18 Jolay 2018
Fampianarana.« Carrefour de la formation, des metiers et de l’emploi » Hisy tolotr’asa ho an’ny olon-dehibe

Hotanterahina ny 27 sy ny 28 jolay ho avy izao etsy amin’ny Alliance Française Andavamamba ilay hetsika “Carrefour de la formation, des métiers et de l’emploi” andiany faharoa karakarain’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jolay 2018
Fampianarana.Fanamboaran-dalana Mazava izao hoe iza no tena mahavita azy !

« Amboarina ny lalana eto Madagasikara ». Io ilay teny filamatra sady fanamby nataon’i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jolay 2018
Fampianarana.Grevin’ny mpampianatra Raikitra ny fampiadiana

Mbola nanamafy ny fitokonana teo an-tokotanin’ny minisiteran’ny fampianarana ireo mpampianatra mpanabe omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jolay 2018
Fampianarana.Sekoly Saint Vincent de Paul Ambatonilita Hiteraka gidragidra raha tsy voalamina

Toe-javatara lehibe mampifanolana ny Foibem-pitantanana ny sekoly Katolika « DIDEC » sy ny eo anivon’ireo fikambana’ireo maintimolaly sy ray aman-drenin’ny mpianatratra sasany ny fanakatonana ny sekoly Saint Vincent de Paul etsy Ambatonilita amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jolay 2018
Fampianarana.Fikambanan’ny mpampianatra tsy miankina Hanome fampianarana maimaimpoana

Omaly zoma 13 jolay no nampahafantarina tetsy amin’ny hotely Le Pave Antaninarenina ny fisian’ny fampianarana maimaimpoana homena an’ireo mpianatra hanomboka ny 18 jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2018
Fampianarana.Lisea teknika Antsirabe Mangotraka ny grevy

Nidina an-dalambe indray ny mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra avy tamin’ny Lisea Teknika sy ireo ivon-toeram-panofanana ao Vakinankaratra ny marainan’ny alakamisy 12 Jolay 2018 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT