- Alarobia 25 Jolay 2018
Fampianarana.Fampitsaharana ny tolon’ny mpampianatra Ho avy ny fampiasan-kery ?
Nogiazan'ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny fanamafisam-peo dia notapahana ny herinaratra, ka nanao tsipaipaika izahay ary nahazo fanamafisam-peo vaovao, hoy ireo sendikan’ny mpampianatra mitaky ny zony etsy amin'ny tokotanin'ny Minisitera etsy Anosy.
Hamaky ny tohiny
