• Alakamisy 02 Aogositra 2018
Fampianarana.Fanabeazana Tsy moramora ny asan`ny mpampianatra

Anisan’ireo mijaly indrindra amin’ny mpiasam-panjakana eto Madagasikara ny mpampianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Jolay 2018
Fampianarana.Lycée Moderne Ampefiloha Mpampianatra 46 amin’ireo 165 no tonga niasa

Mpampianatra 46 amin’ireo 165 isa misy ao an-toerana no tonga nampianatra tetsy amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha (LMA), omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2018
Fampianarana.Mpampianatra sy mpanabe “Mitohy ny tolona !”

Miha mihenjana hatrany ny tady eo anivon’ireo mpampianatra sy mpanabe sy ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ary tena ambivitry ny ho tapaka tanteraka, raha ny zava-nitranga saika nanerana ny nosy ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Fampianarana.Sendikan’ny mpampianatra “Aleo hoalainay ny fahefana !”

Niezinezina ny fanambaran-drizareo kaonfederasionina sendikaly eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra Malagasy na Sempama tetsy amin’ny INFP Mahamasina omaly. Mitohy ny tolon’ny mpampianatra sy mpanabe, hoy izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2018
Fampianarana.Oniversite sy zaridaina lehibe eto Iarivo Ezahina asiana tambajotrana “internet”

Nanomboka omaly ny fivoriambe iraisam-pirenena tsy ara-potoana, andiany fahadimy, mikasika ny Fiombonamben’ny paositra aty Afrika (Upap) ary haharitra roa andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2018
Fampianarana.Krizin’ny fampianarana Mifampizirizy ny fanjakana sy ny mpanabe

Miverina tsikelikely ny fampianarana manerana ny Faritra maro eto Madagasikara, anisany ny eto Antananarivo Renivohitra, hoy ny vaovao navoakan’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena izay nahely tamin’ny tambajotram-pifandraisana, indrindra tamin’ny haino aman-jery, toy ny haino aman-jerim-panjakana TVM sy RNM.

Hamaky ny tohiny
FTT