Fampianarana

Fanohizana fianarana any ivelany Firenena maro no vonona handray ireo mpianatra Malagasy


  • Talata 22 Janoary 2019

Samy maniry ny handeha hanohy fianarana any ivelany avokoa ny ankamaroan’ireo tanora Malagasy manana ny maripahaizana Bakalôrea.

 

 

 Noho ny tsy fahampian’ny hoenti-manana anefa dia betsaka ireo tavela eny fa na dia manampahaizana aza. Hanampy azy ireny indrindra no antom-pisian’ny  “Fan education Agency”. Hanatanteraka ilay  “salon” goavana antsoina hoe : éducation global expo  izy ireo ny 01 sy ny 02 febroary ho avy izao ka etsy amin’ny hotel Carlton  Anosy no hanatanterahany izany. Tanjon’ny  Fan education ny  hahafahana manazava amin’ireo tanora Malagasy maniry hanohy fianarana any ivelany ny fiaraha-miasany  amin’ireo oniversite iraisam-pirenena marobe miaraka aminy. Anisan’ireny  ireo oniversité ao Etazonia, Canada, Alemana, Autriche, Inde, ny ao amin’ny Nosy rahavavy Maurice…. Tsiahivina moa fa anisan’ny manamaivana ny fikarakarana ny antontan-taratasin’ireo mpianatra maniry hanohy fianarana any ivelany ny Fan éducation sady manoro hevitra ireo ray aman-dreny koa.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT