Fampianarana

Toeram-pianarana frantsay eto Madagasikara Hisokatra tsikelikely manomboka ny 11 mey


  • Alatsinainy 04 Mey 2020

Nanapa-kevitra ny eo anivon’ny masoivoho frantsay eto Madagasikara fa hiroso amin’ny fanokafana tsikelikely ireo toeram-pianarana frantsay eto an-toerana manomboka ny 11 mey izao.

 

 Antony dia mba ho fitandremana manoloana ny zava-misy ara-pahasalamana eto amin’ny firenena, raha ny fampitam-baovao. Ireo fampianarana hampitain-davitra kosa anefa etsy ankilan’izay dia azo atomboka anio. Manomboka izao kosa dia natao hirosoana tsikelikely ireo fiomanana amin’ny fiatrehan’izay fidiran’ny mpianatra izay. Ao anatin’izany ny resaka mifandraika amin’ny fikambanan’ny mpianatra, ny lafiny ara-pitaovan’ny mpianatra, sy izay ahafahana miaina araka ny tokony ho izy ao anatin’izao ahamehana izao, hoy hatrany ny fampitam-baovao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT