Fampianarana

Laza adina andrana ho an’ny kilasy faha-9 Efa azo jifaina ao amin’ny ketrika.com


  • Alarobia 29 Aprily 2020

Vao tsy ela izay no namoaka ny boky nomerika hoa an’ireo mpanala fanadinana CEPE ny ketrika.com .

 

 

 

 Efa azon’ny rehetra jifainareo ao amin’ny pejin’ny www. Ketrika.com ihany koa ny “support educatif ‘’ nomerika ho an’ny kilasy faha-9. Mizara roa mazava tsara izy io, ka ny voalaohany dia ahitana ‘’sujet types’’ ary ny faharoa kosa dia ny’’ corrigés types’’ na ny valin’ireo laza adina hita tao amin’ilay boky voalohany. Ny “sujet types’’ izay ahitana andiany na ‘’serie’’ 7 ao anatiny ka ireo no mandrafitra ny taranja rehetra izay hita tany an-dakilasy, toy izay ihany koa ny ‘’corrigés types’’. Mifanaraka tsara amin’ny fandaharam-pianarana ofisialy ny laza adina ka mety tsara ho an’ny mpanala fanadinana BEPC. Afaka vidiana malalaka amin'ny fotoana rehetra ao amin’ny pejin’ny www.ketrika.com ity boky nomerika ity , ary afaka ampiasaina na aiza na aiza. Tsidiho hatrany ary ny www.ketrika.com fa ho afa-po ianao !
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT