Fampianarana

Fanadinam-panjakana BEPC Efa mandeha ny famolavolana ny laza adina


  • Alakamisy 07 Mey 2020

Na dia mbola tsy voafaritra mazava aza ny daty hanatanterahana ny fanadinam-panjakana BEPC noho ny hamehana ara-pahasalamana vokatry ny Covid 19 eto

 

 

amintsika dia efa mandeha ny famolavolana ny laza adina amin’izao fotoana izao. Nanomboka ny alatsinainy 04 Mey teo no nanatanterahana izany, hatrehin’ireo tompon’andraikitra manerana ny Nosy. Mpampianatra avy amin’ny sekolim-panjakana sy tsy miankina avy amin’ny fari-piadidiam-pampianarana marobe no indray miara-misalahy amin’izany hotronin’ireo solontena avy amin’ireo DRENETP na Direction de l’Education Nationale , de l’Enseignement Technique et Professionnelle. Na izany aza dia tapak’andro ihany izy ireo no miasa ho fanajana ilay fihibohana sy ny hamehana ara-pahasalamana napetraky ny Fitondram-panjakana vokatry ny fiparitahan’ny coronavirus.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT