Fampianarana

Datin’ny fanadinam-panjakana Hofantatra amin'ny herinandro izay tena marina


  • Alakamisy 07 Mey 2020

Homena hatramin’ny 15 mey ny mpiadina rehetra mbola tsy nahatanteraka ny fisoratana anarana amin’ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC.

 

 Nitarina hatramin’ny 29 mey kosa ho an’ny fanadinana hidirana kilasy voalohany amin’ireo Lisea teknika, ny BEP, ny CAP, ary ny CFA. Hotapahan’ny Minisitera amin’ny herinandro ambony kosa ny datim-panadinana.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT