Fampianarana

Faritra Bongolava Hotanterahina anio ny fanadinana CEPE andrana voalohany


  • Talata 26 Mey 2020

Faritra mbola tsy misy olona mararin’ny tsimok’aretina COVID 19 ny any amin’ny Faritra Bongolava.

 

 

Mbola mitohy toy ny teo aloha ihany araka izany ny fiainan’ny mponina saingy efa mandeha mian-dalana kosa ny fampanajana ny rehetra ireo fepetra ara-pahasalamana ho fiarovana amin’ity areti-mandoza ity. Ho an’ny kilonga madinika dia hotanterahina anio talata 26 mey ny fanadinana CEPE andrana voalohany ho an’ny kilasy fahadimy. Na izany aza dia samy manatanteraka izany ny sekoly tsirairay avy isaky ny ZAP ho fitandroana ny fahasalamana fa tsy misy ny fitambaram-be toy ny teo aloha. Tsy afaka nanatitra sy mitsena ireo zanany hiatrika ny fanadinana ihany koa ny ray aman-dreny hisorohana ny fivorivoriana sy ny fitangoronana.

 Pati

Sary nindramina

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT