• Alakamisy 09 Aprily 2020
Fampianarana.Paul Rabary « Aleo hihemotra ny fanadinana ara-panjakana”

Nitondra soson-kevitra ny ministry ny fanabeazam-pirenena teo aloha, Paul Rabary, fa tokony hihemotra ireo fanadinana ara-panjakana amin` ity taom-pampianarana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2020
Fampianarana.Minisitry ny Fanabeazana “Hampiana ny mpianatra, ho tohanana ny mpampianatra”

Tsy misy taona fotsy .Nanamafy izany ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Rijasoa Andriamanana Josoa, nandritra ny lahateniny omaly teny amin` ny CCO COVID-19 Ivato omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Fampianarana.DNELM Avaradrano Tafakatra 80 % ny voka-panadinana noho ny fanofanana ireo mpampianatra

Tena fahombiazana no azo avy amin’ny fanofanana ny mpampianatra izay tokony hatao in-droa isan-taona raha kely. Anisan’ny andraikitra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Febroary 2020
Fampianarana.Oniversiten’i Toliara Norarafana lakrimozenina ireo mpianatra nidina an-dalambe

Mpianatra maromaro tao amin’ny oniversiten’i Maninday Toliara no voalaza fa nisy dahalo nanafika ny sabotsy hariva teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2020
Fampianarana.Mpampianatra mpikaroka Hiverina hampianatra fa hanara-maso ny fiasan’ny minisitra

Noraisin’ny minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika vaovao, ny Pr Elia Béatrice Assoumacou,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Janoary 2020
Fampianarana.Minisitry ny fanabeazana « Mila hatsaraina ny kalitaon’ny fampianarana … »

Misedra olana ny fampianarana eto amintsika, raha ny heno sy hita tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
FTT