Fampianarana

Sekoly tsy miankina Hifindra kilasy ny ankamaroan` ny mpianatra…


  • Alarobia 27 Mey 2020

Raha ny resaka fampianarana amin` ireo sekoly tsy miankina, efa azo atao hoe milamina ny fifindrana kilasy ho an` ireo mpianatra tsy manala fanadianam-panjakana (classes intermediaires)

 

 raha tsy hoe tena misy tranga tsy azo hanoharana (cas exceptionnel) ho an` ny ankizy sasany. Ny fanadinana ho an` ireo kilasy tsy manana fandinam-panjakana dia ho fombafomba fotsiny hisafidianana ireo mpianatra izay mila tosika manokana (cours d`appui). Fanapahan-kevitra mahafaly ny ankamaroan` ny ray aman-dreny. Ho an` ireo mpianatra eny anivon` ny sekoly tsy miankina kosa dia miankina amin` ny fanambarana ataon` ny ministeran` ny fanambeazam-pirenena izany.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT