Fampianarana

Ministeran` ny fanabeazam-pirenena Nahazo fanampiana avy amin` ny BOA Madagascar


  • Talata 12 Mey 2020

Nitondra ny anjara biriky ho amin` ny fiatrehana ny coronavirus ny BOA Madagascar ka ny ministeran` ny fanabeazam-pirenena no nisitraka izany.

 

 

 

« Eau de javel » 2 000 litatra, « lave-main » 2 000 litatra, aro vava 100 000, vary 16 taonina, entana ilaina amin` ny andavandro 6,6 taonina toy ny paty, sardines,… no natolon` ny Fondation BOA. Ireo “cantines scolaires” no hisitraka ireo fanampiana voalohany. Araka ny nambaran` ny filohan` ity Fondation ity dia misy fifampiresahana mahakasika ny fanolorana “ambulance” ka ny governemanta Malagasy no hisitraka izany. Etsy ankilany, nanambara ny ministry ny fanabeazam-pirenena fa ela an-taonany maro ny fiaraha-miasa eo amin` ny roa tonta ary misokatra hatrany ny varavarana ho an` ireo mpiara-miombon`antoka mikasa hampiroborobo ity departemanta ministerialy ity.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT