Fampianarana

Tontolon'ny fampianarana FRAM miisa 4000 nanao fifanarahana tamin'ny fanjakana


  • Sabotsy 23 Mey 2020

Mpanabe na “Maitre FRAM” miisa 4000 omaly no notolorana fifanarahana ho mpiasam-panjakana eo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena sy ny fampiofanana tekinika tetsy Anosy.

 

 

 

 Avy eto amin’ny faritra Analamanga moa, raha ny fanazavana, ny 374 amin’izy ireo. Raha ny fampahafantarana farany moa dia manodidina ny 8000 isa ireo toerana na “poste budgetaire” mbola miandry eo anivon’ity minisitera ity. Miandry ny 4000 manaraka izany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT