Fampianarana

Sekoly Katolika eto Antananarivo Efa misokatra ny fisoratana anarana


  • Alatsinainy 14 Septambra 2020

Namoaka fanambarana ny DIDEC Antananarivo ka nilazany fa efa misokatra ny taom-pampianarana 2020-2021.

 

 

 

 Manentana ny rehetra mba tsy hitarehidrehitra manoloana izao toe-javatra Covid 19 izao amin`ny fisoratana anarana ny DIDEC. Namafisiny hatrany fa arahina eny amin` ny sekoly ireo fepetra ara-pahasalamana noraisin` ny fitondram-panjakana.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT