- Sabotsy 02 Mey 2020
Fampianarana.Ministeran'ny fanabeazam-pirenena Tale 3 matin'ny lozam-pifamoivoizana
Tompon'andraikitra miisa 3 eo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena sy ny fampiofanana tekinika no indray nindaosin’ny fahafatesana omaly nandritry ny lozam-pifamoivoizana nitranga teo amin’ny lalam-pirenena fahaefatra, 3 kilaometatra tsy idirana an’Andriba.
Hamaky ny tohiny