• Talata 31 Aogositra 2021
Fampianarana.Bemasoandro Itaosy Afaka handray mpianatra 300 ny EPP nitarina

Nasiam-panitarana ny sekoly ambaratonga fototra ao amin’ny kaominina Bemasoandro Itaosy, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aogositra 2021
Fampianarana.Tsy fahaiza-mamaky teny sy manoratra Misy olon-dehibe hatrany amin’ny 70 taona mbola vonon-kianatra

Mbola betsaka ireo olona tsy mahay mamaky teny sy manoratra eto amintsika. Tsy hanavahana sokajin-taona izany fa misy hatrany amin’ny olon-dehibe 70 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aogositra 2021
Fampianarana.Mpiofana ara-kasa ahazoana CAP-S Noferana ho 15 isa isaky ny fiofanana

Nampahafantarina tetsy amin’ny lisea tekinika sy arak’asa sy jenia sivily etsy Mahamasina ny fisokafan’ny fampiofanana miisa 2 ao amin’ny LTPGC amin’ity taona ity. Eo ny CAP-S,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aogositra 2021
Fampianarana.Antsiranana “Mbola tsy nanomboka ny fitsarana bakalorea”

Mbola miady mafy ny tambin-karaman’izy ireo tsy misy voarotsaka ankehitriny ireo mpampianatra sy mpitsara ary ao amin’ny fitanana an-tsoratra momba ny bakalorea tamin’ny taon-dasa ao amin’ny kaominin’Antsiranana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Fampianarana.Fisoratana anarana - Sekolim-panjakana 22.000 Ar isaky ny mpianatra ny vola aloa

Nanomboka omaly alatsinainy 16 aogositra ny fisoratana anarana eny anivon’ireo sekolim-panjakana eto amintsika ho an’ny taom-pianarana 2020-2021.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Fampianarana.SECES Antananarivo “Mampaneno lakolosy izahay”

Ny fiandohan’ny taona 2021 no efa nanantena ny hisian’ny fanovana manontolo na amin’ny ampahany ny mambran’ny governemanta ny vahoaka Malagasy,

Hamaky ny tohiny
FTT