Fampianarana

Sekoly nomerika Miisa 30 no tratrarina ho an’ny taona 2021-2022


  • Alarobia 24 Novambra 2021

Hiditra amin’ny faha 8 taonany ankehitriny ny tetikasa sekoly nomerika eto Madagasikara. Tontosa omaly indray ny fanohizana ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Orange Solidarité Madagascar sy ny minisiteran’ny

 fanabeazam-pirenena izay nosoniavina ny 11 jona 2014 mikasika izany fandaharana hoe “fanabeazana nomerika” izany. Sekoly miisa 30 indray ho an’ny taom-pianarana 2021-2022, raha ny fanazavana hatrany, no ezahana hanatanterahana ny tetikasa. Nanomboka ny taona 2014 dia maherin’ny 6000 isa ireo tablety natolotra ho ana sekoly miisa 157 manerana ireo faritra miisa 22. Ho an’ity andiany manaraka ity kosa dia ahitana laptop 1, tablety miisa 25, kaska miisa 25, “serveurs Raspberry” miisa 2, “vidéoprojecteur” 1 miaraka amina fimaso na “écran”, sy hairaha vaovao maro izay vatsim-pianarana hanatontosana ny sekoly nomerika izay, raha ny voambara omaly hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT