• Talata 10 Aogositra 2021
Fampianarana.Fanadinana bakalorea Miisa 6 ireo marenina miatrika izany

Notanterahina nanomboka omaly alatsinainy 09 aogositra manerana ny Nosy ny fanadinam-panjakana Bakalorea ankapobeny sy teknika .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aogositra 2021
Fampianarana.Fanomanana ny fidiran’ny mpianatra Misy sekoly manao “hetsika fitaovam-pianarana”

250.000 Ar isaky ny ankizy raha kely amin’izao ny lela-vola tsy maintsy homanin’ny Ray aman-dRenin’ny mpianatra ho an’ny zaza iray hiatrehana ny taom-pianarana vaovao 2021-2022 .

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Aogositra 2021
Fampianarana.Resaka fanalana 3000 ariary anaty “bourse” Miantso fanadihadiana sy fampitsaharana izany ny SECES

Aoka tsy ho potehina ny oniversite miankina amin’ny fanjakana na dia maniry toy ny anana azan y oniversite tsy miankina, hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka eto Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Aogositra 2021
Fampianarana.Sekoly ambony tsy miankina Maro ireo mpianatra no misedra olana

Maro ireo mpianatra eny anivon’ny sekoly ambony tsy miankina no misedra olana vokatry ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jolay 2021
Fampianarana.Antananarivo renivohitra Nitombo 8 % ireo afaka BEPC

Nitombo 8 % ireo mpiadina afa-panadinana BEPC teto amin’ny fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo renivohitra. Raha 51,73% mantsy izany tamin’ny taon-dasa dia nahatratra 59,77 %

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Jolay 2021
Fampianarana.Fiatrehana ny bakalorea Tokony hihinana sakafo be otrik’aina sy maro loko ireo mpiadina

Ankoatra ny famerenan-desona faramparany mafy izay heverina fa mety hahazoana fahombiazana mandritra ny fanadinam-panjakana Bakalorea

Hamaky ny tohiny
FTT