Fampianarana

Centre Ihosy Nahazo EPP manara-penitra


  • Talata 09 Novambra 2021

Nahazo EPP manara-penitra ny Centre ao Ihosy. Tonga nanara-maso ny fizotry ny asa fanamboarana ny EPP ny foto-drafitrasa tao an-toerana ny governoran'ny Faritra Ihorombe,

 izay nanamafy ny fitakiana ny kalitao tsara indrindra sy manaraka ny fenitra, mba ho lovain-jafy tokoa ny foto-drafitrasa ao amin'ny Faritra. Misy efitrano fianarana 8 ny ambany rihana ary 4 ny ambony rihana, miaraka amin'ny biraon'ny Tale sy mpandraharaha ary efitrano malalaka iray.Mizotra tsara ny asa ary ezahan'ny ho vitaona mialohan’ity faran’ny volana Novambra 2021 ity izany. Tsiahivina moa fa nihafy tokoa no sady tsy maintsy mifandimby mianatra ireo mpianatra manovo fahalalana ao amin’ity EPP ity teo aloha noho ny havitsian’ny efitrano fianarana.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT