- Zoma 16 Jolay 2021
Fampianarana.« Gym Bacc » Tovolahy 20 taona namoy ny ainy
Tovolahy vao 20 taona monja antsoina hoe Razafimamonjy Kanto, mpianatra kilasy famaranana ao amin'ny Lycée Razafindraibe Victorien (LVR)
Hamaky ny tohinyTovolahy vao 20 taona monja antsoina hoe Razafimamonjy Kanto, mpianatra kilasy famaranana ao amin'ny Lycée Razafindraibe Victorien (LVR)
Hamaky ny tohinyTsy ampy be dia be ny isan’ny mpampianatra mpikaroka satria raha atao ny salan’isa dia mpianatra 57 isa no tazomin’ny mpampianatra iray. 167 izany ho an’ny oniversiten’I Toamasina.
Hamaky ny tohinyTonga afak’omaly sabotsy 10 jolay ny laza adina BEPC ho an'ny Fari-Piadidiam-pampianarana Sainte-Marie, Nosy Be, Maevatanana….
Hamaky ny tohinyMiisa 6000 ireo mpiadina lahy sy vavy miatrika ny adina ara-panatanjahantena Bakalorea eny amin’ny kianjan’Alarobia nanomboka ny alatsinainy teo.
Hamaky ny tohinyBetsaka ny tsy fandraisan’andraikitra ataon’ny mpitondra mikasika ny oniversite eto Madagasikara, raha ny nambaran’ny filohan’ny Seces sampana Antananarivo omaly.
Hamaky ny tohinyMangataka ny tokony handoavana ny vacation-ny na ny tambin-karama amin’ny fitsarana fanadinana, ireo mpampianatra mitsara ny fanadinam-panjakana CEPE.
Hamaky ny tohiny