• Talata 05 Oktobra 2021
Fampianarana.Fihetsehan’ny mpandraharaha eny Ankatso “Mety hisy hanararaotra handemena ny fitondrana”

Matoa misy ny fihetsehana ataon’ny mpandraharaha eto Antananarivo, hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra eto Antananarivo, ny Pr Sammy Grégoire Ravelonirina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2021
Fampianarana.Mpandraharan’ny Oniversiten’i Fianarantsoa “Tsy misy fidirana izany eo raha tsy mivaly ny fitakiana”

Efa 61 no nitokona ny mpandraharan’ny oniversite na ny PAT ao Andrainjato Fianarantsoa, izay nanamafy izany ny herinandro lasa teo. Omaly 21 septambra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Septambra 2021
Fampianarana.Oniversite Hanomboka ny 4 oktobra ny taom-pianarana vaovao

Tontosa ny faran’ny herinandro teo teny amin’ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa teny Tsimbazaza ny fivorian’ireo filohan’ny oniversite sy ny tale jeneralin’ny IST

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2021
Fampianarana.Oniversiten’i Fianarantsoa Niakatra ny daozin’ny grevy

Nangotraka indray ny grevy tao amin’ny Oniversiten’I Fianarantsoa omaly alakamisy 16 septambra 2021. Niverina nitokona ireo mpandraharaha eo anivon’ny anjerimanontolo na ny PAT (Personnel Administratif et Technique)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2021
Fampianarana.Sekoly ambony Polyteknikan’Antsiranana “Ny mpianatra antsoina, ny trano tsy misy”

Velon-taraina ireo mpianatra avy lavitra. Misy ny afaka bakalorea tamin’ny 2020. Nanao fifaninanana hidirana any amin’ny Sekoly ambony Polyteknika Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2021
Fampianarana.«Salon de l’Etudiant et de l’Emploi » Hisy atrikasa, valandresaka sy adihevitra, fandraisana CV

Andro sisa isaina, dia higadona ny andron’ny 20-22 septambra 2021 hanatanterahana ny « Salon de l’Etudiant et de l’Emploi » andiany faha-3 etsy amin’ny Tokontanin’ny TVM-RNM Anosy.

Hamaky ny tohiny
FTT