• Alatsinainy 25 Oktobra 2021
Fampianarana.Oniversiten’Antananarivo Miverina miasa ny mpandraharaha PAT

Hiverina hiasa manomboka anio alatsinainy 25 oktobra ny mpandraharaha PAT (Personnel Administratif et Technique) eo anivon’ny Oniversiten’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Oktobra 2021
Fampianarana.Nosokafana ofisialy ny taom-pianarana “Hivoaka ny karaman’ny PAT eny amin’ny Oniversite”

Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny alatsinainy18 oktobra tao amin'ny Oniversite Andrainjato Fianarantsoa ny taom-pianarana 2021-2022 ho an'ny oniversite manerana Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2021
Fampianarana.Lisea Moderna Ampefiloha Hiverina hiasa ireo mpampianatra

Hiverina hampianatra manomboka anio alatsinainy 11 oktobra ireo mpampianatra FRAM eo anivon’ny Lisea Moderna Ampefiloha rehefa nitokona nandritra ny andro maromaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2021
Fampianarana.Nokleary sy ny lanjany ara-pampandrosoana Miara-miasa amin’ny AIEA i Madagasikara

Nisolo tena an’i Madagasikara amin’ny « E-journées nucléaires virtuelle » ny INSTN (Institut National des Sciences et Techniques Nucléaire).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Oktobra 2021
Fampianarana.Toe-draharahan’ny oniversitem-panjakana « Efa misy naharay karama ary misy ny an-dàlana»

« Araka ny tapaka tamin’ny fivorian’ny COPRIES nahitana ny Filohan’ny Oniversite miisa 6 sy ny Sojaben’ny Fakiolte, ireo Tale Jeneralin’ny IST

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Oktobra 2021
Fampianarana.Mpandraharahan’ny oniversiten’Antananarivo “Mivaly ny fitakianay rehetra vao misokatra ny oniversite”

Nitokona nanoloana ny fidirana na “barrière” eny amin’ny oniversiten’Antananarivo omaly ireo mpikambana eo anivon’ny sendikan’ny mpandraharahan’ity oniversite eny Ankatso ity.

Hamaky ny tohiny
FTT