Fampianarana

Oniversiten’Antananarivo Roa ny kandida ho filoha


  • Alakamisy 24 Martsa 2022

Nisokatra nanomboka omaly ny fampielezan-kevitra mifandraika amin’izany ka anisan’ny mbola kandida ary maniry hatrany ny asa efa natombony entina hanatsarana ny tontolo’ny fampianarana eny anivon’ny sekoly ambaratonga

 ambony Mamy Raoul Ravelomanana, izay filoha am-perin’asa. Kandida vaovao kosa ny profesora Rivoarison Randrianasolo avy ao amin’ny fakiolten’ny Siansa izay nanambara fa manana traikefa tsara hitantana ny oniversiten’Antananarivo ihany koa ny tenany. Amin’ny 07 Aprily ho avy izao moa no hanatanterahana ny fifidianana izay ho filohan’ity oniversite-n’Antananarivo ity raha mahatratra 122 kosa ireo mpifidy.
Nangonin’i Pati
Legende : Ireto izy roalahy mpifaninana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT