Fahasalamana

Ambanjan'ny Sahalava – Fenoarivo Atsinanana Nahazo Hopitaly vaovao


  • Alatsinainy 02 Novambra 2020

Tonga namangy sady nitokana ny hopitaly vaovao tany Ambanjan'ny Sahalava – Fenoarivo Atsinanana ny sabotsy teo ny Minisitry ny mponina, Bavy Angelica Michelle.

 

Ity farany rahateo dia zanak` ity faritra ity. Nanolotra dokotera sy fitaovana ampiasaina amin'ity hopitaly ity ity minisitra ity. Kaominina anisan'ny saro-dalana ary mijaly amin'ny fitsaboana ny kaominina ambanivohitra Ambanjan'ny Sahalava ka vory lanona ny mponina nitsena azy nandritra izany lanonana izany. Izany hetsika izany moa dia vokatry ny fiaraha-miasa miaraka amin ny Fitondram-panjakana sy Association Mark Madagascar.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT