Fahasalamana

Mbola mitoetra ny covid 19 1 maty, 87 voa ka 37 teto Analamanga


  • Alatsinainy 16 Novambra 2020

Iray no namoy ny ainy vokatry ny covid-19 teo anelanelan’ny 8-13 novambra,

 

 

 ka 250 ny lavo hatrizay. 87 kosa ny tranga vaovao, azo tamin’ny fitiliana 996 manome taham-pahavoazana 8,73%.

 Teto Analamanga ny 37, ny 02 tany Vakinankaratra, 01 Itasy, 08 Alaotra Mangoro, 24 Matsiatra Ambony, 04 Vatovavy Fitovinany, 02 Boeny, 02 Atsimo Andrefana, 01 Amoron’i Mania, 01 Menabe, 01 Sava, 04 Diana. Tafiakatra 17 310 ny voa hatrizay. 76 no sitrana tao anatin’ny herinandro, ary 468 no mbola manaraka fitsaboana, 16 592 ireo efa nandresy ny covid 19.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT