• Alarobia 28 Oktobra 2020
Fahasalamana.Mponin’i Soavimasoandro Misitraka tolotra ara-pahasalamanana maimaimpoana

Nisy ny hetsika ara-tsosialy sy tolotra ara-pahasalamanana maimaimpoana nokarakarain’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra omaly 27 oktobra 2020 teny amin’ny fokontany Soavimasoandro. Nisy ny fijerena sy fitiliana diabeta sy fiakarana tosi-drà, ny fitiliana VIH/SIDA,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2020
Fahasalamana.Minisitry ny fahasalamana “Andao hamafisina ny fepetra”

Azo lazaina ho mety ny paikady notarihin’ny filohan’ny repoblika sy ny praiminisitra, hoy ny minisitry ny fahasalamana, ny Pr Hanitrala Jean Louis Rakotovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2020
Fahasalamana.Fanasan-tanana amin’ny savony Misoroka aretina am-polony

Misoroka aretina am-polony ny fanasan-tanana amin’ny savony. Anisan’izany ny aretim-pivalalana, ny aretin’ny taovam-pisefoana, ny aretina coronavirus izay tena malaza tokoa amin’izao….

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2020
Fahasalamana.Fitsaboana Tsy re intsony ny Gélule CVO+

Tamin’ny 2 oktobra lasa teo no nitokanana ny ozinina mpamokatra fanafody Pharmalagasy eny Tanjombato. Hamokatra karazana fanafody 13 isa ao anatin’ny telo taona ny fanambin’ny fitondram-panjakana, fa ny gélule CVO+ no nisantarana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
Fahasalamana.Morafenobe Mandravarava sy mamono ny tazomoka

Mirongatra izay tsy izy ny aretina tazomoka manerana ny Distrikan’i Morafenobe efa ho tao anatin’ny telo herinandro, araka ny fampitam-baovao avy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
Fahasalamana.Fahasalamana ara-panananahana Mila beazina ny ray aman-dreny sy ny zaza

Matetika no fanolanana vehivavy na ankizivavy kely foana no voaresaka, fa nefa tena misy eto amintsika sy manomboka mahazo vahana ihany koa ny fanolanana zazalahikely tao anatin'ny taona vitsivitsy.

Hamaky ny tohiny
FTT