• Alatsinainy 13 Desambra 2021
Fahasalamana.Hopitaly Befelatanana Misy mitaraina ireo mpifidy fanafody maika

« Tena efa sao dia tsy rariny intsony ny ataon’ireto mpiasan’ny Hopitaly ato amin’ny CHUJRB (Centre Hospitalier Universitaire Joseph Raseta Befelatanana)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Desambra 2021
Fahasalamana.Olona voan’ny SIDA Voahilikiliky ny namany sy ny orinasa sasany

Ny 0,28%-n’ny mponina eto Madagasikara no fantatra fa tratry ny areti-mandoza SIDA. Miisa 8000 izy ireo ka ny 7400 no fantatra fa efa manaraka fitsaboana ara-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Novambra 2021
Fahasalamana.Madagasikara Anisan’ny vitsy mpitsabo indrindra maneran-tany

Madagasikara no anisan’ny vitsy mpitsabo indrindra maneran-tany nefa be mponina raha araka ny fanazavan’ny dokotera Fidy Bariniaina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Novambra 2021
Fahasalamana.Alakamisy Fenoarivo Hametrahana sampana miady amin’ny diabeta ny CSB II

Misimisy ihany ny olona tratry ny aretina diabeta any amin’iny faritra misy ny zanak’antitra eny Alakamisy Fenoarivo iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Novambra 2021
Fahasalamana.Fahasalamana sy rohivoahary Maika ny fampahatongavan-tsaina ny mponina

Nifarana ny sabotsy 20 novambra teo ny Fikaonan-doha iraisam-pirenena momba ny rohivoahary sy ny fahasalamana izay notanterahina nanomboka ny 19 novambra 2021 tao amin'ny hôtely lehibe Baobab Tree tao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Novambra 2021
Fahasalamana.Oniversiten'Antananarivo Hiroso amin'ny fanaovam-baksiny andiany fahatelo

Hotontosaina manomboka anio Alatsinainy 22 Novambra ny andiany fahatelo amin'ny hetsika fanaovam-baksiny etsy amin'ny Oniversiten'Antananarivo ho enti-miady amin’ny valan’aretina Covid 19.

Hamaky ny tohiny
FTT