• Alatsinainy 14 Febroary 2022
Fahasalamana.Fikainkonan’ny nofo na « crampe » Vokatry ny tsy fahampian’ny kalsioma sy ny manezioma

Anisan’ny tranga iray mpahazo ny olona maro ny fikainkonan’ny nofo na ny crampe. Amin’ny fotoana tsy hampoizina mazana no tena hitrangan’izy io izay vokatry ny tsy fahampian’ny kalsiôma sy maneziôma ao anatin’ny vatana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Fahasalamana.Vaksiny BCG sy Polio Niato roa volana mahery

Tandidonin-doza ny fahasalamanan’ny zaza malagasy vao teraka manerana an’i Madagasikara satria efa niato nandritry ny roa volana mahery tamin’ny taon-dasa ny vaksiny fanefitry ny “tuberculose”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Janoary 2022
Fahasalamana.Faritra Atsinanana Drone no hitaterana fanafody any ambanivohitra

Tanteraka omaly tao Antanambao Nosy Be, kaominina Antetezambaro, faritra Atsinanana ny fanombohana ny ny tetikasa andrana fitaterana fanafody amin'n'ny alalan'ny drone,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Janoary 2022
Fahasalamana.Banky Iraisam-pirenena Nanome 41 tapitrisa dolara hividianana vaksiny

Nanolotra famatsiam-bola mitentina 41 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara mba ahafahana mahazo sy misitraka vaksiny hiadiana amin’ny coronavirus sy hanamafisana ny rafitra ara-pahasalamana ny Banky Iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Desambra 2021
Fahasalamana.Tana Ville, Atsimondrano, Avaradrano Misokatra ny fanaovana vaksiny Pfizer

Nanomboka omaly alatsinainy 20 desambra 2021 ny fanaovana ny vaksiny Pfizer ho an’ny olona feno 18 taona noho miakatra izay tsy mbola nanao vaksiny miaro amin’ny Covid-19 eto Antananarivo Renivohitra na Tana Ville,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Desambra 2021
Fahasalamana.CHU-JRA Ampefiloha Nitombo avo roa heny ny toerana handraisana marary

Mitohy hatrany ny fanatanterahana ny Velirano faha 5 nataon'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina dia ny fahasalamana ho an'ny rehetra tsy mifidy sokajin-taona,

Hamaky ny tohiny
FTT