• Alakamisy 04 Novambra 2021
Fahasalamana.Fahasalamam-bahoka Nomena fiofanana ireo mpitantana hopitaly

Nomena fiofanana ireo mpitantana ny hopitaly eto amintsika. Etsy amin’ny INSPC Mahamasina, no hanatanterahana izany, hetsika hifarana ny Sabotsy 06 Novambra ho avy izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Novambra 2021
Fahasalamana.Nitokona indray ny mpiasan’ny CTC Tsy mivoaka ny karama raha tsy takiana hatrany

Nitokona teo an-tokontanin’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka etsy Ambohidahy indray omaly ireo mpiasan’ny CTC Hopital Hotel miasa eto Antananarivo ary nanao fanambarana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Novambra 2021
Fahasalamana.Mpitsabo nentim-paharazana Hananganana borigady manokana hiady amin’ny piraty

Tontosa ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny foiben’ny fikambanamben’ny mpitsabo nentim-paharazana eto Madagasikara etsy Ivandry ny dinika momba ny fomba hananganana ny birao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Novambra 2021
Fahasalamana.Centre vonjy Befelatanana 829 ireo olona voaolana hatramin’ny fiandohan’ny taona

Tsy mitsaha-mitombo ny isan’ireo olona voaolana eto amintsika. Ireo ankizy sy vehivavy no tena mahita faisana amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Oktobra 2021
Fahasalamana.Vaksiny iadiana amin’ny Covid 19 Tsy maintsy atao ilay tsindrona “fatra faharoa”

Vao ny 2%-n’ny Malagasy mihoatra ny 18 taona no fantatra fa vita ilay vaksiny iadiana amin’ny valan’aretina Covid 19 eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Oktobra 2021
Fahasalamana.Fitsaboana nentim-paharazana Ho dinihina ny fametrahana ny birao fandrindrana isam-paritra

Hanomana miaraka amin’ny manam-pahefana voakasiky ny faritra Analamanga momba ny fitsaboana nentim-paharazana ireo sehatra voakasik’izany ny zoma izao,

Hamaky ny tohiny
FTT