• Talata 02 Novambra 2021
Fahasalamana.Centre vonjy Befelatanana 829 ireo olona voaolana hatramin’ny fiandohan’ny taona

Tsy mitsaha-mitombo ny isan’ireo olona voaolana eto amintsika. Ireo ankizy sy vehivavy no tena mahita faisana amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Oktobra 2021
Fahasalamana.Vaksiny iadiana amin’ny Covid 19 Tsy maintsy atao ilay tsindrona “fatra faharoa”

Vao ny 2%-n’ny Malagasy mihoatra ny 18 taona no fantatra fa vita ilay vaksiny iadiana amin’ny valan’aretina Covid 19 eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Oktobra 2021
Fahasalamana.Fitsaboana nentim-paharazana Ho dinihina ny fametrahana ny birao fandrindrana isam-paritra

Hanomana miaraka amin’ny manam-pahefana voakasiky ny faritra Analamanga momba ny fitsaboana nentim-paharazana ireo sehatra voakasik’izany ny zoma izao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Oktobra 2021
Fahasalamana.Fanampian’i Etazonia Tonga ny vaksiny Janssen 336 000 isa

Nanolotra vaksiny fanampiny hiadiana miisa 336 000 ho an’i Madagasikara hiadiana amin’ny covid-19 i Etazonia, izay mifanandrify indrindra amin’ny vanim-potoana hanokafana ny sisin-tanintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Oktobra 2021
Fahasalamana.Fiainaa andavanandro Mampitandrina amin’ny resaka AVC ny mpitsabo

Maro ireo olona fantatra fa tratry ny aretin’ny fahatapahan’ny lalan-dra hita teny anivon’ny hopitalim-panjakana tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Oktobra 2021
Fahasalamana.Dr Fidy Bariniaina “Tsy afaka hihidy mandava-taona isika”

Na efa nihena aza ny tranga vaovao amin’ny Coronavirus dia entanina foana isika hanao arovava orona, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Fidy Bariniaina.

Hamaky ny tohiny
FTT