- Talata 17 Mey 2022
Fahasalamana.Vaksinin’ ny kitrotro sy fizarana vitamina A Zaza 4. 645 796 no ezahina hahazo tombontsoa
Vaindohan-draharahan'ny Fitondram-panjakana ankehitriny araka ny velirano fahadimy teboka voalohany ny fampivoarana ny fahasalaman'ny Reny sy ny zaza manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohiny
