- Zoma 06 Janoary 2023
Fahasalamana.Vokatry ny fahasahiranana Lasa aretina mpahazo ny Malagasy ny aretim-bavony
Marary vavony ny ankamaroan’ireo olona tonga nitsabo tena tetsy amin’ny Centre Aina Soa etsy Namontana izay mpitsabo amin’ny alalan’ny vokatra natoraly nandritra iny taona 2022 nivalona iny.
Hamaky ny tohiny
